Asan’ny Apostoly 28:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy nanaiky an’izany mihitsy anefa ny Jiosy, ka voatery nampakatra an’ilay raharaha any amin’i Kaisara aho,+ fa tsy hoe misy zavatra iampangako ny fireneko akory. Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 28:19 bt 213-214 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 28:19 Torio, p. 213-214 Fandalinana, Boky 1,
19 Tsy nanaiky an’izany mihitsy anefa ny Jiosy, ka voatery nampakatra an’ilay raharaha any amin’i Kaisara aho,+ fa tsy hoe misy zavatra iampangako ny fireneko akory.