Romanina 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Raha mitsara olona àry ianao, ry rahalahy, dia tsy manana fialan-tsiny, na iza ianao na iza.+ Fa manameloka ny tenanao ianao rehefa mitsara olona, satria ianao izay mitsara io dia mba mpanao an’izay ataony koa.+
2 Raha mitsara olona àry ianao, ry rahalahy, dia tsy manana fialan-tsiny, na iza ianao na iza.+ Fa manameloka ny tenanao ianao rehefa mitsara olona, satria ianao izay mitsara io dia mba mpanao an’izay ataony koa.+