Romanina 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Sa tsy raharahianao hoe faran’izay tsara fanahy+ sy mandefitra+ ary manam-paharetana+ izy? Tsy fantatrao angaha fa tian’Andriamanitra hibebaka+ ianao matoa tsara fanahy aminao izy? Romanina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 2:4 w01 1/11 13 Romanina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:4 Ny Tilikambo Fiambenana,1/11/2001, p. 13
4 Sa tsy raharahianao hoe faran’izay tsara fanahy+ sy mandefitra+ ary manam-paharetana+ izy? Tsy fantatrao angaha fa tian’Andriamanitra hibebaka+ ianao matoa tsara fanahy aminao izy?