Romanina 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Mafy loha anefa ianao ary tsy mety mibebaka ny fonao, ka hoatran’ny hoe manangona ny fahatezeran’Andriamanitra ho anao amin’ilay andro hanamparany ny hatezerany sy hitsarany araka ny rariny ianao.+ Romanina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:5 Fandalinana, Boky 1,
5 Mafy loha anefa ianao ary tsy mety mibebaka ny fonao, ka hoatran’ny hoe manangona ny fahatezeran’Andriamanitra ho anao amin’ilay andro hanamparany ny hatezerany sy hitsarany araka ny rariny ianao.+