Romanina 2:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ianao mba milaza hoe: “Aza manitsakitsa-bady”,+ dia maninona ianao no manitsakitsa-bady? Ianao mba mankahala sampy, dia maninona ianao no mandroba tempoly? Romanina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 2:22 w02 15/6 18-19 Romanina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:22 Ny Tilikambo Fiambenana,15/6/2002, p. 18-19
22 Ianao mba milaza hoe: “Aza manitsakitsa-bady”,+ dia maninona ianao no manitsakitsa-bady? Ianao mba mankahala sampy, dia maninona ianao no mandroba tempoly?