Romanina 5:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa tamin’ny mbola tsy nisy ny Lalàna, dia efa teo amin’izao tontolo izao ny fahotana. Tsy misy olona ampangaina ho manota anefa rehefa tsy misy lalàna.+ Romanina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 5:13 w11 15/6 12 Romanina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:13 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/6/2011, p. 12
13 Fa tamin’ny mbola tsy nisy ny Lalàna, dia efa teo amin’izao tontolo izao ny fahotana. Tsy misy olona ampangaina ho manota anefa rehefa tsy misy lalàna.+