Romanina 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Na izany aza, dia nanjaka hatramin’i Adama ka hatramin’i Mosesy ny fahafatesana. Nanjakan’ny fahafatesana ihany koa aza izay tsy nanao fahotana hoatran’ny nataon’i Adama, izay misy itovizana amin’ilay ho avy.+ Romanina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 5:14 w11 15/6 12 Romanina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:14 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/6/2011, p. 12
14 Na izany aza, dia nanjaka hatramin’i Adama ka hatramin’i Mosesy ny fahafatesana. Nanjakan’ny fahafatesana ihany koa aza izay tsy nanao fahotana hoatran’ny nataon’i Adama, izay misy itovizana amin’ilay ho avy.+