Romanina 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Sanatria izany! Isika aza efa maty raha ny ota no resahina,+ dia ahoana no mbola ahafahantsika ho velona ao anatin’ny ota ihany?+ Romanina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 6:2 w16.12 10 Romanina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:2 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),12/2016, p. 10
2 Sanatria izany! Isika aza efa maty raha ny ota no resahina,+ dia ahoana no mbola ahafahantsika ho velona ao anatin’ny ota ihany?+