Romanina 7:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tamin’isika nanatanteraka ny fanirian’ny nofo, dia niasa tao amin’ny vatantsika* ny faniriana hanota, mba hahatonga antsika hanao zavatra* miteraka fahafatesana.+ Ny Lalàna no nanaitra an’izany fanirian-dratsy izany tao amintsika. Romanina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:5 Fandalinana, Boky 2,
5 Tamin’isika nanatanteraka ny fanirian’ny nofo, dia niasa tao amin’ny vatantsika* ny faniriana hanota, mba hahatonga antsika hanao zavatra* miteraka fahafatesana.+ Ny Lalàna no nanaitra an’izany fanirian-dratsy izany tao amintsika.