-
Romanina 8:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Rehefa novonjen’Andriamanitra isika, dia lasa nanana an’izany fanantenana izany. Ny fanantenana zavatra efa hita anefa dia tsy fanantenana, fa ahoana no mbola anantenan’ny olona zavatra efa hitany?
-