Romanina 8:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Inona no hampisaraka antsika amin’i Kristy ka hahatonga azy tsy ho tia antsika intsony?+ Fahoriana ve, sa zava-tsarotra, sa fanenjehana, sa hanoanana, sa fitanjahana, sa loza, sa sabatra?+ Romanina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 8:35 lff lesona 59; w01 15/10 14 Romanina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:35 Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 59 Ny Tilikambo Fiambenana,15/10/2001, p. 14
35 Inona no hampisaraka antsika amin’i Kristy ka hahatonga azy tsy ho tia antsika intsony?+ Fahoriana ve, sa zava-tsarotra, sa fanenjehana, sa hanoanana, sa fitanjahana, sa loza, sa sabatra?+