-
Romanina 8:39Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
39 na ny ambony, na ny ambany, na zavaboary hafa, dia tsy hisy hahavita hampisaraka antsika amin’Andriamanitra ka hahatonga azy tsy ho tia antsika intsony. Asehony amin’ny alalan’i Kristy Jesosy Tompontsika izany fitiavany izany.
-