Romanina 13:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Aoka isika hitondra tena tsara+ hoatran’ny amin’ny andro mazava, ka tsy hanao fety tsy voafehy,* tsy ho mamo, tsy hijangajanga, tsy hitondra tena hoatran’ny olona tsy misy henatra,*+ tsy hifamaly amin’olona, ary tsy hialona.+ Romanina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 13:13 lff lesona 43; g02 8/1 21; g96 8/6 14-15 Romanina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:13 Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 43 Mifohaza!,8/1/2002, p. 218/6/1996, p. 14-15
13 Aoka isika hitondra tena tsara+ hoatran’ny amin’ny andro mazava, ka tsy hanao fety tsy voafehy,* tsy ho mamo, tsy hijangajanga, tsy hitondra tena hoatran’ny olona tsy misy henatra,*+ tsy hifamaly amin’olona, ary tsy hialona.+