Romanina 14:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy tokony hanambanimbany an’izay tsy mihinana ny olona mihinana, ary tsy tokony hitsaratsara an’izay mihinana ny olona tsy mihinana.+ Efa noraisin’Andriamanitra tsara mantsy izy.
3 Tsy tokony hanambanimbany an’izay tsy mihinana ny olona mihinana, ary tsy tokony hitsaratsara an’izay mihinana ny olona tsy mihinana.+ Efa noraisin’Andriamanitra tsara mantsy izy.