-
Romanina 14:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Fa raha misalasala izy nefa mihinana, dia efa voaheloka sahady, satria tsy amin’ny finoana no anaovany an’izany. Fahotana mantsy izay zavatra rehetra tsy atao amin’ny finoana.
-