-
Romanina 15:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Tsy hiresaka zavatra hafa aho, afa-tsy izay nataon’i Kristy tamin’ny alalako, mba hahatonga ny hafa firenena hankatò azy noho izay nolazaiko sy nataoko,
-