Romanina 15:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tsy manana faritany tsy voatory intsony anefa aho izao any amin’ireo faritra ireo. Efa nandritra ny taona maromaro* koa aho no te ho any aminareo mafy. Romanina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 15:23 w20.11 16-17; si 207 Romanina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:23 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),11/2020, p. 16-17 “Soratra Rehetra,” p. 206-207
23 Tsy manana faritany tsy voatory intsony anefa aho izao any amin’ireo faritra ireo. Efa nandritra ny taona maromaro* koa aho no te ho any aminareo mafy.