-
1 Korintianina 1:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Misaotra an’ilay Andriamanitro foana aho noho ny aminareo, satria nanehoany hatsaram-panahy miavaka tamin’ny alalan’i Kristy Jesosy ianareo.
-