1 Korintianina 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Noho ianareo tafaray amin’i Kristy mantsy, dia lasa manan-karena amin’ny zava-drehetra ianareo, anisan’izany ny hoe lasa mahay mitory sy manana fahalalana feno ianareo,+
5 Noho ianareo tafaray amin’i Kristy mantsy, dia lasa manan-karena amin’ny zava-drehetra ianareo, anisan’izany ny hoe lasa mahay mitory sy manana fahalalana feno ianareo,+