1 Korintianina 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fa amin’ireo ho ringana, dia hadalana ny fampianarana* momba ny hazo fijaliana,*+ fa amintsika izay hovonjena kosa, dia herin’Andriamanitra izany.+ 1 Korintianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:18 Fandalinana, Boky 1,
18 Fa amin’ireo ho ringana, dia hadalana ny fampianarana* momba ny hazo fijaliana,*+ fa amintsika izay hovonjena kosa, dia herin’Andriamanitra izany.+