1 Korintianina 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 fa mbola araka ny nofo ihany.+ Tsy olona araka ny nofo ve ianareo sady manao hoatran’ny ataon’ny olona eo amin’izao tontolo izao, raha mbola mifampialona sy mifamaly?+ 1 Korintianina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 3:3 w91 1/6 21-22 1 Korintianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:3 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/6/1991, p. 21-22
3 fa mbola araka ny nofo ihany.+ Tsy olona araka ny nofo ve ianareo sady manao hoatran’ny ataon’ny olona eo amin’izao tontolo izao, raha mbola mifampialona sy mifamaly?+