1 Korintianina 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa raha milaza ny iray hoe: “Izaho an’i Paoly”, ary ny iray kosa hoe: “Izaho an’i Apolosy”,+ tsy toy ny ataon’ny olon-kafa rehetra ihany ve no ataonareo?
4 Fa raha milaza ny iray hoe: “Izaho an’i Paoly”, ary ny iray kosa hoe: “Izaho an’i Apolosy”,+ tsy toy ny ataon’ny olon-kafa rehetra ihany ve no ataonareo?