7 Tsy ny rehetra anefa no manana an’izany fahalalana izany.+ Fa ny sasany, izay nanompo sampy taloha, dia mbola mieritreritra hoe zavatra natao sorona ho an’ny sampy+ ihany no haniny rehefa mihinan-kanina izy. Koa voaloto ny feon’ny fieritreretany satria malemy.+