1 Korintianina 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aiza no hisy miaramila mianto-tena? Iza no mamboly voaloboka ka tsy mihinana ny voany?+ Na iza no miandry andian’ondry ka tsy misotro amin’ny rononony? 1 Korintianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:7 Fandalinana,
7 Aiza no hisy miaramila mianto-tena? Iza no mamboly voaloboka ka tsy mihinana ny voany?+ Na iza no miandry andian’ondry ka tsy misotro amin’ny rononony?