1 Korintianina 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tsy nisy nampiasaiko anefa izany zo izany.+ Ary tsy hoe nanoratra an’ireo zavatra ireo aho mba hanaovana an’izany amiko, fa aleoko aza maty toy izay... Fa tsy misy olona havelako hanafoana ny antony ireharehako!+
15 Tsy nisy nampiasaiko anefa izany zo izany.+ Ary tsy hoe nanoratra an’ireo zavatra ireo aho mba hanaovana an’izany amiko, fa aleoko aza maty toy izay... Fa tsy misy olona havelako hanafoana ny antony ireharehako!+