1 Korintianina 9:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Inona àry no valisoa azoko? Rehefa mitory ny vaovao tsara aho, dia afaka manome an’izany maimaim-poana. Tsy hanararaotra ny fahefako* aho amin’izay rehefa mitory ny vaovao tsara. 1 Korintianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:18 Fandalinana, Boky 1,
18 Inona àry no valisoa azoko? Rehefa mitory ny vaovao tsara aho, dia afaka manome an’izany maimaim-poana. Tsy hanararaotra ny fahefako* aho amin’izay rehefa mitory ny vaovao tsara.