1 Korintianina 9:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tamin’ny Jiosy dia nanao hoatran’ny Jiosy aho, mba hahazoako ny Jiosy.+ Tamin’izay teo ambanin’ny lalàna, dia lasa hoatran’izay teo ambanin’ny lalàna aho, na dia tsy eo ambanin’ny lalàna aza, mba hahazoako an’izay eo ambanin’ny lalàna.+ 1 Korintianina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 9:20 w90 15/2 11 1 Korintianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:20 Ny Tilikambo Fiambenana,15/2/1990, p. 11
20 Tamin’ny Jiosy dia nanao hoatran’ny Jiosy aho, mba hahazoako ny Jiosy.+ Tamin’izay teo ambanin’ny lalàna, dia lasa hoatran’izay teo ambanin’ny lalàna aho, na dia tsy eo ambanin’ny lalàna aza, mba hahazoako an’izay eo ambanin’ny lalàna.+