1 Korintianina 11:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hoatran’ny niavian’ny vehivavy avy tamin’ny lehilahy+ mantsy no niavian’ny lehilahy koa avy tamin’ny vehivavy. Fa avy amin’Andriamanitra kosa ny zava-drehetra.+
12 Hoatran’ny niavian’ny vehivavy avy tamin’ny lehilahy+ mantsy no niavian’ny lehilahy koa avy tamin’ny vehivavy. Fa avy amin’Andriamanitra kosa ny zava-drehetra.+