2 Korintianina 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hoatran’ny hoe voaheloka ho faty mihitsy izahay. Nitranga izany mba tsy hahatonga anay hatoky ny tenanay, fa hatoky an’Andriamanitra+ izay manangana ny maty. 2 Korintianina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 1:9 w96 1/11 16-17 2 Korintianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:9 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/11/1996, p. 16-17
9 Hoatran’ny hoe voaheloka ho faty mihitsy izahay. Nitranga izany mba tsy hahatonga anay hatoky ny tenanay, fa hatoky an’Andriamanitra+ izay manangana ny maty.