2 Korintianina 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa nijaly* sy nitebiteby be aho tao am-poko tao rehefa nanoratra taminareo tamin-dranomaso be. Tsy hoe mba hampalahelo anareo+ anefa, fa mba hahafantaranareo hoe tena tia anareo aho. 2 Korintianina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 2:4 w96 1/11 11 2 Korintianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:4 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/11/1996, p. 11
4 Fa nijaly* sy nitebiteby be aho tao am-poko tao rehefa nanoratra taminareo tamin-dranomaso be. Tsy hoe mba hampalahelo anareo+ anefa, fa mba hahafantaranareo hoe tena tia anareo aho.