2 Korintianina 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Raha nisy nanao izay hampalahelo ny hafa,+ dia tsy izaho no nampalaheloviny, fa saika ianareo rehetra mihitsy. Tsy te hampiasa teny henjana loatra anefa aho matoa milaza an’izany.
5 Raha nisy nanao izay hampalahelo ny hafa,+ dia tsy izaho no nampalaheloviny, fa saika ianareo rehetra mihitsy. Tsy te hampiasa teny henjana loatra anefa aho matoa milaza an’izany.