2 Korintianina 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 dia tsy nilamina ny saiko satria tsy hitako tany i Titosy+ rahalahiko. Koa nataoko veloma ry zareo, dia niainga ho atỳ Makedonia+ aho. 2 Korintianina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 2:13 bt 166; w98 15/11 30 2 Korintianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:13 Torio, p. 166 Ny Tilikambo Fiambenana,15/11/1998, p. 30
13 dia tsy nilamina ny saiko satria tsy hitako tany i Titosy+ rahalahiko. Koa nataoko veloma ry zareo, dia niainga ho atỳ Makedonia+ aho.