2 Korintianina 4:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa noho ianareo no anaovana an’izany zavatra rehetra izany. Amin’izay dia vao mainka hitombo ny hatsaram-panahy miavaka izay efa be dia be, satria mihabetsaka ny olona manolotra fisaorana mba hanomezana voninahitra an’Andriamanitra.+
15 Fa noho ianareo no anaovana an’izany zavatra rehetra izany. Amin’izay dia vao mainka hitombo ny hatsaram-panahy miavaka izay efa be dia be, satria mihabetsaka ny olona manolotra fisaorana mba hanomezana voninahitra an’Andriamanitra.+