2 Korintianina 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Be herim-po foana àry isika ary fantatsika fa raha mbola monina ato amin’ity vatana ity isika, dia mbola tsy any amin’ny Tompo.+
6 Be herim-po foana àry isika ary fantatsika fa raha mbola monina ato amin’ity vatana ity isika, dia mbola tsy any amin’ny Tompo.+