2 Korintianina 7:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tena miresaka aminareo amim-pahatsorana aho. Ary tena reharehako ianareo. Nahazo fampiononana lehibe aho, ary faly be na dia eo aza ny fahoriana rehetra manjo anay.+ 2 Korintianina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 7:4 w06 15/5 15 2 Korintianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:4 Ny Tilikambo Fiambenana,15/5/2006, p. 15
4 Tena miresaka aminareo amim-pahatsorana aho. Ary tena reharehako ianareo. Nahazo fampiononana lehibe aho, ary faly be na dia eo aza ny fahoriana rehetra manjo anay.+