2 Korintianina 7:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa tsy manenina aho na dia nampalahelo anareo aza ny taratasy nosoratako.+ Na dia nanenina aza aho tamin’ny voalohany,—rehefa hitako fa nampalahelo anareo ilay taratasy, na dia vetivety ihany aza— 2 Korintianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:8 Fandalinana, Boky 1,
8 Fa tsy manenina aho na dia nampalahelo anareo aza ny taratasy nosoratako.+ Na dia nanenina aza aho tamin’ny voalohany,—rehefa hitako fa nampalahelo anareo ilay taratasy, na dia vetivety ihany aza—