-
2 Korintianina 7:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Fa tsy nisy nahamenatra ahy raha nirehareha momba anareo taminy aho. Marina ny zava-drehetra nolazainay taminareo, ary marina hoatr’izany koa ny zavatra nireharehanay tamin’i Titosy.
-