2 Korintianina 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Vao mainka koa izy miraiki-po aminareo rehefa mahatsiaro hoe mankatò daholo ianareo,+ ary nandray tsara sy tena nanaja azy.* 2 Korintianina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 7:15 w98 15/11 30 2 Korintianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 7:15 Ny Tilikambo Fiambenana,15/11/1998, p. 30
15 Vao mainka koa izy miraiki-po aminareo rehefa mahatsiaro hoe mankatò daholo ianareo,+ ary nandray tsara sy tena nanaja azy.*