2 Korintianina 11:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Matahotra anefa aho sao ianareo ho voafitaka toa an’i Eva izay nofitahin’ny menarana tamin-kafetsena,+ ka ho simba ny sainareo, dia tsy ho ao aminareo intsony ilay fahatsorana sy fahadiovana mendrika an’i Kristy.+ 2 Korintianina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 11:3 lv 192; w02 15/10 8 2 Korintianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:3 “Fitiavan’Andriamanitra,” p. 192 Ny Tilikambo Fiambenana,15/10/2002, p. 81/11/1986, p. 11-12
3 Matahotra anefa aho sao ianareo ho voafitaka toa an’i Eva izay nofitahin’ny menarana tamin-kafetsena,+ ka ho simba ny sainareo, dia tsy ho ao aminareo intsony ilay fahatsorana sy fahadiovana mendrika an’i Kristy.+