2 Korintianina 11:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Na tsy mahay mandaha-teny aza anefa aho,+ dia tena manana fahalalana. Efa nasehonay anareo tsara izany tamin’ny lafiny rehetra sy tamin’ny zava-drehetra.
6 Na tsy mahay mandaha-teny aza anefa aho,+ dia tena manana fahalalana. Efa nasehonay anareo tsara izany tamin’ny lafiny rehetra sy tamin’ny zava-drehetra.