2 Korintianina 11:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Izay ataoko izao anefa dia mbola hataoko ihany.+ Amin’izay dia ho tampina ny vavan’ireo mitady antony hanaporofoana hoe mitovy aminay izy ireo ka mirehareha amin’ny zava-bitany.*
12 Izay ataoko izao anefa dia mbola hataoko ihany.+ Amin’izay dia ho tampina ny vavan’ireo mitady antony hanaporofoana hoe mitovy aminay izy ireo ka mirehareha amin’ny zava-bitany.*