2 Korintianina 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tsy maintsy mirehareha aho. Hiresaka an’ireo fahitana mahagaga+ avy amin’ny Tompo sy ireo zavatra naharihariny tamiko+ indray aho izao, na dia tsy misy tombony azo amin’izany aza. 2 Korintianina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 12:1 w18.12 8 2 Korintianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:1 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),12/2018, p. 8
12 Tsy maintsy mirehareha aho. Hiresaka an’ireo fahitana mahagaga+ avy amin’ny Tompo sy ireo zavatra naharihariny tamiko+ indray aho izao, na dia tsy misy tombony azo amin’izany aza.