9 Nilaza tamiko anefa izy hoe: “Ampy ho anao ny hatsaram-panahy miavaka asehoko aminao, satria tonga lafatra ny fiasan’ny heriko eo aminao rehefa malemy ianao.”+ Vao mainka àry aho faly hirehareha amin’ny fahalemeko, mba hanarona ahy foana toy ny tranolay ny herin’i Kristy.