11 Nanjary nanao adaladala aho, noho ianareo nanery ahy, satria tokony ho nilaza zavatra tsara momba ahy ianareo. Fa tsy nisy na inona na inona nampiseho hoe ambany aho raha oharina amin’ireo apostolinareo tsara loatra ireo, na dia tsinontsinona aza aho.+