2 Korintianina 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa mieritreritra ve ianareo hoe maty antoka raha oharina amin’ny fiangonana hafa, satria fotsiny hoe tsy lasa enta-mavesatra ho anareo aho?+ Mba mamelà ahy amin’izany fahadisoana izany.
13 Fa mieritreritra ve ianareo hoe maty antoka raha oharina amin’ny fiangonana hafa, satria fotsiny hoe tsy lasa enta-mavesatra ho anareo aho?+ Mba mamelà ahy amin’izany fahadisoana izany.