-
2 Korintianina 12:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Nieritreritra ve ianareo hatramin’izay hoe miaro tena eo anatrehanareo izahay? Eo anatrehan’Andriamanitra no miteny izahay tafaray amin’i Kristy. Natao hampaherezana anareo anefa ny zava-drehetra ataonay, ry malala.
-