2 Korintianina 13:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fanintelony aho izao no ho any aminareo. “Tenin’ny* vavolombelona roa na telo no ilaina vao azo antoka hoe mitombina ny zava-drehetra.”+ 2 Korintianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:1 Fandalinana, Boky 2,
13 Fanintelony aho izao no ho any aminareo. “Tenin’ny* vavolombelona roa na telo no ilaina vao azo antoka hoe mitombina ny zava-drehetra.”+