Galatianina 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Avy amin’i Paoly, apostoly tsy notendren’olona, na notendrena tamin’ny alalan’olona, fa notendren’i Jesosy Kristy+ sy Andriamanitra Ray,+ ilay nanangana azy tamin’ny maty, Galatianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:1 Fandalinana, Boky 1,
1 Avy amin’i Paoly, apostoly tsy notendren’olona, na notendrena tamin’ny alalan’olona, fa notendren’i Jesosy Kristy+ sy Andriamanitra Ray,+ ilay nanangana azy tamin’ny maty,