Galatianina 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Gaga aho hoe izao sahady ianareo dia efa miala* amin’Ilay niantso anareo tamin’ny alalan’ny hatsaram-panahy miavaka nasehon’i Kristy, ka lasa manaraka vaovao tsara hafa.+ Galatianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:6 Fandalinana, Boky 1,
6 Gaga aho hoe izao sahady ianareo dia efa miala* amin’Ilay niantso anareo tamin’ny alalan’ny hatsaram-panahy miavaka nasehon’i Kristy, ka lasa manaraka vaovao tsara hafa.+