4 Nampisy olana anefa izany, satria nisy rahalahy sandoka nampidirina mangingina+ teo amintsika. Nitsofoka mangingina izy ireny mba hitsikilo antsika satria te hanakantsakana an’ilay fahafahana+ ananantsika noho isika mpianatr’i Kristy Jesosy. Tian’izy ireny handevozina tanteraka mantsy isika.+